FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa ianao, ry Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no nanambara tamin’ny mpanomponao hoe: ‘Hanome taranaka ho anao aho.’+ Izany no nahasahian’ny mpanomponao hanao izao vavaka izao aminao.+

  • 1 Mpanjaka 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa ankehitriny, raha mbola velona koa i Jehovah,+ izay nanendry ahy+ sy nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko+ sady nanome ahy taranaka+ araka izay nolazainy,+ dia hovonoina ho faty anio ihany i Adonia.”+

  • 1 Tantara 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Haetriko ny fahavalonao rehetra,+ ary hoy aho aminao: ‘Hanome taranaka anao i Jehovah.’+

  • 1 Tantara 22:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izy no hanao trano ho an’ny anarako,+ ary ho zanako+ izy ary izaho ho rainy.+ Dia hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany+ eo amin’ny Israely.’

  • Salamo 89:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 ‘Hataoko maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranakao,+

      Ary ny seza fiandriananao+ hataoko mafy orina hatramin’ny taranaka fara mandimby.’” Sela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara