9 Farany dia hoy i Abisay zanak’i Zeroia+ tamin’ny mpanjaka: “Nahoana io alika maty+ io no avela hanozona ny mpanjaka tompoko?+ Mba avelao aho hankeny hanapaka ny lohany.”+
5 Ary nandidy an’i Joaba sy Abisay ary Itahy ny mpanjaka, nanao hoe: “Moramora ihany+ ianareo amin’i Absaloma zatovo, noho ny amiko.” Dia ren’ny olon-drehetra ny nandidian’ny mpanjaka ny lehibe rehetra ny amin’i Absaloma.