Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+ Habakoka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Jereo fa misy fahavalonareo eo amin’ireo firenena, ka tazano, ary aoka ianareo ho zendana.+ Eny, aoka ianareo ho gaga, fa misy zavatra ataony amin’izao andronareo izao, dia zavatra tsy hinoanareo na hotantaraina aminareo aza.+
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
5 “Jereo fa misy fahavalonareo eo amin’ireo firenena, ka tazano, ary aoka ianareo ho zendana.+ Eny, aoka ianareo ho gaga, fa misy zavatra ataony amin’izao andronareo izao, dia zavatra tsy hinoanareo na hotantaraina aminareo aza.+