FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy i Jehovah taminy: “Hanao+ zavatra eo amin’ny Israely aho, ka izay mandre momba izany dia hangorintsina ny sofiny roa.+

  • 1 Samoela 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa niady tokoa ny Filistinina. Dia resy ny Israely,+ ka samy nandositra tany amin’ny tranolainy avy.+ Ary be dia be no maty,+ ka ny Israely dia nahafatesana lehilahy telo alina nandeha an-tongotra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara