FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny zanak’Israely, afa-tsy+ tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda.+

  • 1 Samoela 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ireto avy ny hemoroida volamena naterin’ny Filistinina ho fanatitra noho ny heloka ho an’i Jehovah:+ Iray an’i Asdoda,+ iray an’i Gaza,+ iray an’i Askelona,+ iray an’i Gata,+ ary iray an’i Ekrona.+

  • Asan’ny Apostoly 8:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Fa i Filipo kosa hita tany Asdoda, ary namakivaky an’ilay faritany izy, ka tsy nitsahatra nitory+ ny vaovao tsara tany amin’ny tanàna rehetra, mandra-pahatongany tany Kaisaria.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara