FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Raha ny amiko kosa, dia sanatria ahy ny hanota amin’i Jehovah ka hitsahatra tsy hivavaka ho anareo.+ Tsy maintsy mampianatra+ anareo ny lalana tsara+ sy mahitsy aho.

  • Ohabolana 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+

  • Jakoba 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara