Salamo 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avia ianareo, anaka, ary mihainoa ahy.+Ny fahatahorana an’i Jehovah no hampianariko anareo.+ Ohabolana 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampianatra anao ny lalam-pahendrena aho.+ Hampandehaniko amin’ny lalan’ny fahitsiana ianao.+