1 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Matahora+ fotsiny an’i Jehovah, ka manompoa azy amim-pahatsorana* sy amin’ny fonareo manontolo,+ satria jereo ange ireo zavatra lehibe nataony ho anareo e!+ 1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy.
24 Matahora+ fotsiny an’i Jehovah, ka manompoa azy amim-pahatsorana* sy amin’ny fonareo manontolo,+ satria jereo ange ireo zavatra lehibe nataony ho anareo e!+
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy.