Joba 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba+ tany amin’ny tany Oza.+ Lehilahy tsy nanan-tsiny+ izy, sady marina+ sy natahotra an’Andriamanitra+ ary nifady ny ratsy.+ Salamo 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mamelombelona ahy izy,+Ary mitarika ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana, noho ny anarany.+ Isaia 26:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fahitsiana+ no lalan’ny olo-marina. Mahitsy ianao, ka hataonao mitovy tantana ny lalan’ny olo-marina.+ Malakia 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Teo am-bavany ny lalàn’ny fahamarinana,+ ary tsy mba nisy tsy fahamarinana teo amin’ny molony. Niara-nandeha tamiko tamim-piadanana sy tamim-pahitsiana izy,+ ary maro no nampiany hiala tamin’ny fahadisoana.+
1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba+ tany amin’ny tany Oza.+ Lehilahy tsy nanan-tsiny+ izy, sady marina+ sy natahotra an’Andriamanitra+ ary nifady ny ratsy.+
7 Fahitsiana+ no lalan’ny olo-marina. Mahitsy ianao, ka hataonao mitovy tantana ny lalan’ny olo-marina.+
6 Teo am-bavany ny lalàn’ny fahamarinana,+ ary tsy mba nisy tsy fahamarinana teo amin’ny molony. Niara-nandeha tamiko tamim-piadanana sy tamim-pahitsiana izy,+ ary maro no nampiany hiala tamin’ny fahadisoana.+