Josoa 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa an’i Efraima ny atsimo, fa an’i Manase kosa ny avaratra, ary ny ranomasina no sisin-taniny.+ Ny sisin-tanin’i Manase any avaratra dia mipaka amin’i Asera, ary ny any atsinanana kosa mipaka amin’i Isakara. Josoa 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy ny taranak’i Josefa: “Tsy ampy ho anay tokoa ilay faritra be tendrombohitra. Izao anefa: Manana kalesin’ady+ misy lelan’antsy ny Kananita rehetra mipetraka eny amin’ny lemaka iva, dia ireo any Beti-sana+ mbamin’ny tanàna miankina aminy, sy ireo eny amin’ny lemaka ivan’i Jezirela.”+
10 Koa an’i Efraima ny atsimo, fa an’i Manase kosa ny avaratra, ary ny ranomasina no sisin-taniny.+ Ny sisin-tanin’i Manase any avaratra dia mipaka amin’i Asera, ary ny any atsinanana kosa mipaka amin’i Isakara.
16 Ary hoy ny taranak’i Josefa: “Tsy ampy ho anay tokoa ilay faritra be tendrombohitra. Izao anefa: Manana kalesin’ady+ misy lelan’antsy ny Kananita rehetra mipetraka eny amin’ny lemaka iva, dia ireo any Beti-sana+ mbamin’ny tanàna miankina aminy, sy ireo eny amin’ny lemaka ivan’i Jezirela.”+