FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia naka ny menaka tao anaty tavoara+ kely i Samoela, ka nandraraka izany teo amin’ny lohan’i Saoly sady nanoroka+ azy, ary niteny hoe: “Nohosoran’i Jehovah tokoa ianao, mba ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+

  • 1 Samoela 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: “Izaho no nirahin’i Jehovah hanosotra+ anao ho mpanjakan’ny Israely olony. Koa ankehitriny, henoy ny tenin’i Jehovah.+

  • 2 Mpanjaka 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia raiso ilay tavoara fitoera-menaka, ka araraho eo amin’ny lohany+ ny menaka, ary milazà hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hosorako+ ho mpanjakan’ny+ Israely ianao.”’ Dia sokafy ny varavarana, ka mandosira fa aza miandry.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara