10 Ary efa nanjavozavo ny mason’i Israely noho ny fahanterany, ka tsy nahita izy.+ Koa nentin’i Josefa nanatona azy izy mirahalahy. Dia nanoroka sady namihina azy roa lahy i Israely.+
39 Dia niampita an’i Jordana ny olona rehetra, ary niampita koa ny mpanjaka. Ary nanoroka+ sy nitso-drano+ an’i Barzilay ny mpanjaka. Dia nody tany amin’ny toerana nisy azy i Barzilay.