-
Nomery 11:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia nidina i Jehovah, ary tao anaty rahona+ izy tamin’izay, ka niresaka tamin’i Mosesy.+ Ary nakany ny fanahy+ tao amin’i Mosesy ka nataony tao amin’ny tsirairay tamin’ireo anti-panahy fitopolo. Koa raha vao nitoeran’ny fanahy* izy ireo, dia nanao hoatran’ny mpaminany. Tsy namerina nanao izany intsony anefa izy ireo.+
-
-
Asan’ny Apostoly 28:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia tsy nifanara-kevitra izy ireo ka niala tsikelikely, fa i Paoly kosa nanao izao fanamarihana izao:
“Marina mihitsy ny tenin’ny fanahy masina tamin’ny razanareo, tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany,
-