Nomery 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hakako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin’izy ireo. Hanampy anao hitondra ny vahoaka izy ireo, mba tsy ho ianao irery no hitondra izany enta-mavesatra izany.+ 2 Mpanjaka 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha vao tonga teny ampita izy ireo, dia hoy i Elia tamin’i Elisa: “Angataho izay tokony hataoko ho anao, alohan’ny hakana ahy hiala aminao.”+ Dia hoy i Elisa: “Aoka aho mba hahazo anjaran’olon-droa+ amin’ny fanahy*+ miasa aminao.”+ 2 Mpanjaka 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa nahatazana azy teny lavidavitra teny ny zanaky ny mpaminany tao Jeriko, dia nanao hoe: “Efa mitoetra ao amin’i Elisa ny fanahy+ niasa tamin’i Elia.” Koa nitsena azy izy ireo, ka niankohoka+ tamin’ny tany teo anatrehany.
17 Dia hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hakako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin’izy ireo. Hanampy anao hitondra ny vahoaka izy ireo, mba tsy ho ianao irery no hitondra izany enta-mavesatra izany.+
9 Raha vao tonga teny ampita izy ireo, dia hoy i Elia tamin’i Elisa: “Angataho izay tokony hataoko ho anao, alohan’ny hakana ahy hiala aminao.”+ Dia hoy i Elisa: “Aoka aho mba hahazo anjaran’olon-droa+ amin’ny fanahy*+ miasa aminao.”+
15 Rehefa nahatazana azy teny lavidavitra teny ny zanaky ny mpaminany tao Jeriko, dia nanao hoe: “Efa mitoetra ao amin’i Elisa ny fanahy+ niasa tamin’i Elia.” Koa nitsena azy izy ireo, ka niankohoka+ tamin’ny tany teo anatrehany.