1 Samoela 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao. 1 Samoela 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanohy ny diany ihany izy nankany Naiota any Rama. Dia tonga taminy koa ny fanahin’Andriamanitra,+ ka nandeha ihany izy sady nanao hoatran’ny mpaminany, mandra-pahatongany tao Naiota any Rama.
6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao.
23 Ary nanohy ny diany ihany izy nankany Naiota any Rama. Dia tonga taminy koa ny fanahin’Andriamanitra,+ ka nandeha ihany izy sady nanao hoatran’ny mpaminany, mandra-pahatongany tao Naiota any Rama.