Mpitsara 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nosamborin’ny Filistinina izy, ka nopotsirin’ireo ny masony roa.+ Ary nentin’ireo nidina nankany Gaza+ izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa.+ Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary+ tao am-ponja+ izy. 2 Mpanjaka 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny zanakalahin’i Zedekia dia novonoin’izy ireo teo imasony,+ ary ny mason’i Zedekia kosa nopotsiriny.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina+ izy, ka nentiny tany Babylona.+
21 Dia nosamborin’ny Filistinina izy, ka nopotsirin’ireo ny masony roa.+ Ary nentin’ireo nidina nankany Gaza+ izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa.+ Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary+ tao am-ponja+ izy.
7 Ary ny zanakalahin’i Zedekia dia novonoin’izy ireo teo imasony,+ ary ny mason’i Zedekia kosa nopotsiriny.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina+ izy, ka nentiny tany Babylona.+