FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Hoentiny any Babylona i Zedekia, ka hijanona any mandra-pahatongan’ny fotoana hitsinjovako azy’,+ hoy i Jehovah. ‘Tsy ho resinareo ny Kaldeanina, na dia hiady aminy foana aza ianareo’?”+

  • Jeremia 34:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tsy ho afa-mandositra azy ianao, satria tsy maintsy ho tratra ka hatolotra eo an-tanany.+ Hifanatri-maso amin’ny mpanjakan’i Babylona ianao,+ ary izy hiresaka mivantana aminao. Dia ho any Babylona ianao.’

  • Ezekiela 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘“Raha mbola velona koa aho”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia any amin’ny tanin’ilay mpanjaka nanao azy ho mpanjaka, no hahafatesan’ilay nanao tsinontsinona ny fianianany+ sy nivadika tamin’ny fifanekena nataony. Eny, any Babylona no hahafatesany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara