5 Dia hoy ny zanak’Israely: “Iza tamin’ny foko rehetran’ny Israely no tsy tonga teo anivon’ny fiangonana, teo anatrehan’i Jehovah? Efa nisy fianianana lehibe+ natao mantsy momba an’izay tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa, nanao hoe: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty izy.’”+