FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Rahampitso tokotokony ho amin’ny ora toy izao, dia halefako atỳ aminao ny lehilahy iray avy any amin’ny tanin’i Benjamina.+ Koa hosory+ ho mpitarika ny Israely oloko izy. Hamonjy ny oloko eo an-tanan’ny Filistinina izy,+ satria efa hitako ny fahorian’ny oloko ary efa tonga atỳ amiko ny fitarainany.”+

  • 1 Samoela 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia hoy i Samoela tamin’ny olona rehetra: “Hitanareo ve ilay nofidin’i Jehovah,+ fa tsy misy tahaka azy amin’ny olona rehetra?” Koa nihorakoraka izy rehetra hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”+

  • Hosea 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nanome mpanjaka anao tao anatin’ny fahatezerako aho,+ ary hanaisotra azy ao anatin’ny fahavinirako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara