Nomery 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada. Josoa 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nomen’i Mosesy fanomezana koa ny fokon’i Gada, dia ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany avy,+
32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada.