1 Samoela 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpanompony mpitondra fiadiana: “Andao hiampita erỳ amin’ny toby mpitilin’ireo lehilahy tsy mifora+ ireo. Angamba hanampy antsika i Jehovah fa tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy, na maro na vitsy no ampiasainy.”+ 1 Samoela 17:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Koa nahery noho ilay Filistinina i Davida nefa pilotra sy vato fotsiny no teny aminy, ka namely nahafaty azy izy. Ary tsy nisy sabatra teny an-tanan’i Davida.+ Salamo 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+
6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpanompony mpitondra fiadiana: “Andao hiampita erỳ amin’ny toby mpitilin’ireo lehilahy tsy mifora+ ireo. Angamba hanampy antsika i Jehovah fa tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy, na maro na vitsy no ampiasainy.”+
50 Koa nahery noho ilay Filistinina i Davida nefa pilotra sy vato fotsiny no teny aminy, ka namely nahafaty azy izy. Ary tsy nisy sabatra teny an-tanan’i Davida.+
16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+