Deoteronomia 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+ 2 Mpanjaka 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa izy: “Aza matahotra,+ fa ny momba antsika dia betsaka noho ny momba azy.”+ Salamo 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Jehovah, Ilay mendrika hoderaina, no hantsoiko,+Ka ho voavonjy amin’ny fahavaloko aho.+ Salamo 115:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, matokia an’i Jehovah.+Izy no mpanampy sy ampingan’izy ireo.+ 2 Korintianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+ Hebreo 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+
21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+
10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+
34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+