-
1 Samoela 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Samoela: “Mandra-pahoviana ianao no halahelo noho ny amin’i Saoly,+ nefa izaho efa nanda azy tsy ho mpanjakan’ny Israely?+ Fenoy menaka+ ilay tandroka any aminao, ka mandehana. Hirahiko ho any amin’i Jese+ Betlehemita ianao, fa efa nahita mpanjaka ho ahy aho, eo amin’ireo zanany lahy.”+
-
-
Matio 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;+
Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;
-
Lioka 3:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Jese zanak’i Obeda,+
Obeda zanak’i Boaza,+
Boaza zanak’i Salmona,+
Salmona zanak’i Nasona,+
-
-
-