FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia natorak’i Saoly ilay lefona+ sady niteny izy hoe: “Ataoko mifantsika amin’ny rindrina i Davida!”+ Kanjo nahay niala indroa izy.+

  • 1 Samoela 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nihaino ny tenin’i Jonatana i Saoly ka nianiana hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hovonoina ho faty izy.”

  • Salamo 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ary haringanao ny mpandainga.+

      Halan’i Jehovah ny mpandatsa-dra+ sy ny mpamitaka.+

  • Mpitoriteny 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara