3 Hoy anefa izy ireo: “Aza mandeha ianao.+ Fa raha izahay no mandositra, dia tsy hiraharaha anay ry zareo.+ Ary raha ny antsasany aminay aza no maty, dia tsy hiraharaha anay ry zareo, satria ny iray alina aminay no mitovy aminao.+ Fa aleo ihany ianao manampy+ anay avy eto an-tanàna.”