2 Samoela 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hotafihiko izy rehefa reraka sy miraviravy tanana,+ ka hampihorohoroiko. Dia handositra ny olona rehetra miaraka aminy, ary hamely ny mpanjaka aho, rehefa izy irery sisa no tavela.+ 1 Mpanjaka 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+
2 Dia hotafihiko izy rehefa reraka sy miraviravy tanana,+ ka hampihorohoroiko. Dia handositra ny olona rehetra miaraka aminy, ary hamely ny mpanjaka aho, rehefa izy irery sisa no tavela.+
31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+