FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+

  • Salamo 37:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+

      Ka mihidy vazana aminy.+

  • Salamo 41:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+

      Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+

  • Salamo 55:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy fahavalo no nanao tsinontsinona ahy,+

      Fa raha izany, dia ho zakako ihany.

      Ary tsy olona nankahala mafy ahy no nirehareha hanohitra ahy,+

      Fa raha izany, dia ho niafina azy aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara