FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hirotsaka toy ny orana+ ny fampianarako,

      Hilatsaka tahaka ny ando+ ny teniko,

      Eny, tahaka ny erika eny amin’ny ahitra+

      Sy tahaka ny oram-be eny amin’ny zavamaniry.+

  • Deoteronomia 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sy zava-tsoa entin’ny masoandro,+

      Sy zava-tsoa entin’ireo volana mifandimby,+

  • Salamo 72:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hirotsaka toy ny orana eo amin’ny ahitra vao avy nanapahana izy,+

      Eny, toy ny oram-be mandena ny tany.+

  • Isaia 55:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa toy ny orana sy ny lanezy milatsaka avy any an-danitra, ka tsy miverina any raha tsy mahavonto ny tany, sy mahatonga ny zavatra eo aminy hitsiry sy hahavokatra,+ ary manome masomboly ho an’ny mpamafy sy manome sakafo ho an’ny mpihinana,+

  • Mika 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Eo anivon’ny firenena maro, dia ho toy ny ando avy amin’i Jehovah+ sy ho toy ny oram-be mirotsaka eny amin’ny zavamaniry,+ ny sisa amin’i Jakoba.+ Tsy manantena olona na miandry ny zanak’olombelona ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara