FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia ho tratran’ny fiotazam-boaloboka ny fiasana eny am-pamoloana, ary ho tratran’ny famafazam-boa ny fiotazam-boaloboka. Hihinana izay mofo laninareo+ tokoa ianareo, ary honina tsy amin’ahiahy eo amin’ny taninareo.+

  • Salamo 65:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mitsinjo ny tany ianao mba hampahavokatra azy.+

      Mampahalonaka azy koa ianao.

      Mikoriana foana ny renirano avy amin’Andriamanitra.+

      Mampisy vokatra eo aminy ianao,+

      Rehefa mikarakara ny tany toy izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara