Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+ Salamo 107:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary hamafy voa eny an-tsaha izy ireo, sady hanao tanimboaloboka+Mba hahazoany vokatra be.+
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+