Genesisy 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Taorian’izany, dia nanomboka namafy voa tao amin’izany tany izany i Isaka.+ Ary nahatratra avo zato heny ny vokatra+ azony tamin’io taona io, satria notahin’i Jehovah izy.+ Asan’ny Apostoly 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona izy, satria nanao soa+ ka nanome anareo ranonorana+ avy eny amin’ny lanitra sy taon-jina, ary nahavoky ny fonareo tamin’ny hanina sy ny fifaliana.”+
12 Taorian’izany, dia nanomboka namafy voa tao amin’izany tany izany i Isaka.+ Ary nahatratra avo zato heny ny vokatra+ azony tamin’io taona io, satria notahin’i Jehovah izy.+
17 kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona izy, satria nanao soa+ ka nanome anareo ranonorana+ avy eny amin’ny lanitra sy taon-jina, ary nahavoky ny fonareo tamin’ny hanina sy ny fifaliana.”+