27 mba hitadiavan’ireo azy+ raha mitsapatsapa mitady azy izy ireo ka tena hahita azy tokoa.+ Raha ny marina anefa, dia tsy lavitra antsika tsirairay izy.
20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+