FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary efa antitra sady nandroso taona i Abrahama. Ary i Jehovah efa nitahy azy tamin’ny zava-drehetra.+

  • Joba 42:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Jehovah nitahy+ ny niafaran’ny fiainan’i Joba mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Koa nanjary nanana ondry efatra arivo sy iray alina, sy rameva enina arivo, sy omby roa arivo ary ampondravavy arivo izy.

  • Salamo 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Avy amin’i Jehovah ny famonjena.+

      Mitahy ny olonao ianao.+ Sela.

  • Salamo 67:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hahavokatra tokoa ny tany.+

      Hitahy antsika Andriamanitra, eny, ilay Andriamanitsika.+

  • Ohabolana 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+

  • Hebreo 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mifoka ny ranonorana milatsaka matetika eo aminy, ohatra, ny tany ka mamokatra zavamaniry tsara ho an’ny mpamboly.+ Amin’izay ny tany dia mahazo fitahiana avy amin’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara