Salamo 65:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Vonton-drano ny vava asany, ary voavakivaky ny baingany.+Mandrotsaka oram-be ianao mba hampahalemy ny tany, ary tahinao izay mitsimoka eo aminy.+ Salamo 147:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ilay manarona rahona ny lanitra,+Ilay manao ny orana ho an’ny tany,+Ilay mampitsimoka ahi-maitso+ eny an-tendrombohitra. Jeremia 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy mba nanao anakampo izy ireo hoe: “Aoka isika hatahotra an’i Jehovah,+ fa Izy no manome antsika oram-be sy oram-pararano ary oran-dohataona amin’ny fotoanany.+ Izy koa no miambina an’ireo herinandro voatondro hanaovantsika ny fijinjana.”+ Matio 5:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+
10 Vonton-drano ny vava asany, ary voavakivaky ny baingany.+Mandrotsaka oram-be ianao mba hampahalemy ny tany, ary tahinao izay mitsimoka eo aminy.+
8 Ilay manarona rahona ny lanitra,+Ilay manao ny orana ho an’ny tany,+Ilay mampitsimoka ahi-maitso+ eny an-tendrombohitra.
24 Tsy mba nanao anakampo izy ireo hoe: “Aoka isika hatahotra an’i Jehovah,+ fa Izy no manome antsika oram-be sy oram-pararano ary oran-dohataona amin’ny fotoanany.+ Izy koa no miambina an’ireo herinandro voatondro hanaovantsika ny fijinjana.”+
45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+