FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo ho anareo, mba hamonjena anareo.’+

  • 1 Samoela 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary niakatra avy tao an-tanànany isan-taona ralehilahy mba hiankohoka+ sy hanao sorona ho an’i Jehovah Tompon’ny tafika, tao Silo.+ Mpisoron’i Jehovah+ tao ny zanak’i Ely roa lahy, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • 1 Samoela 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+

  • 1 Mpanjaka 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy anefa i Elia: “Raha mbola velona koa i Jehovah+ Tompon’ny tafika,+ izay eo anatrehany no itsanganako, dia hiseho amin’i Ahaba aho anio.”

  • 1 Tantara 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Aoka ho azo itokisana sy ho be voninahitra+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anaranao,+ ary aoka ny olona hilaza hoe: ‘I Jehovah Tompon’ny tafika,+ Andriamanitry ny Israely,+ no Andriamanitra ho an’ny Israely.’+ Aoka koa haharitra eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara