Jeremia 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.+ Iza no mahalala ny aminy? Matio 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avy ao am-po, ohatra, no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ny vonoan’olona, ny fanitsakitsaham-bady, ny fijangajangana, ny halatra, ny fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary ny fanevatevana zava-masina.*+
19 Avy ao am-po, ohatra, no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ny vonoan’olona, ny fanitsakitsaham-bady, ny fijangajangana, ny halatra, ny fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary ny fanevatevana zava-masina.*+