2 Samoela 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy korintsana ary kipantsona.+ 2 Samoela 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nandihy nihodinkodina teo anatrehan’i Jehovah tamin’ny heriny manontolo i Davida. Nanao efoda+ rongony nisy fehikibony izy tamin’izay.
5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy korintsana ary kipantsona.+
14 Ary nandihy nihodinkodina teo anatrehan’i Jehovah tamin’ny heriny manontolo i Davida. Nanao efoda+ rongony nisy fehikibony izy tamin’izay.