Levitikosy 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hampisy fiadanana eo amin’ilay tany aho,+ ka hatory ianareo nefa tsy hisy hampangovitra anareo.+ Tsy havelako hiditra eo amin’ny taninareo intsony ny bibidia masiaka,+ ary tsy hisy sabatra hitety ny taninareo.+ 1 Mpanjaka 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nataon’i Jehovah Andriamanitro mandry feizay eo anivon’ny fahavaloko rehetra manodidina anefa aho ankehitriny,+ ka sady tsy misy mpanohitra no tsy misy loza mitranga.+
6 Dia hampisy fiadanana eo amin’ilay tany aho,+ ka hatory ianareo nefa tsy hisy hampangovitra anareo.+ Tsy havelako hiditra eo amin’ny taninareo intsony ny bibidia masiaka,+ ary tsy hisy sabatra hitety ny taninareo.+
4 Nataon’i Jehovah Andriamanitro mandry feizay eo anivon’ny fahavaloko rehetra manodidina anefa aho ankehitriny,+ ka sady tsy misy mpanohitra no tsy misy loza mitranga.+