FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao ny fahalehibeazanao+ sy ny sandrinao mahery.+ Fa na any an-danitra na etỳ an-tany, iza moa no andriamanitra mahavita ny vitanao sy mahefa asa lehibe toy ny nataonao?+

  • 1 Tantara 16:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa lehibe i Jehovah, ka tena mendrika hoderaina tokoa,+

      Sady tokony hatahorana mihoatra noho ny andriamanitra rehetra.+

  • Salamo 86:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa lehibe ianao ary manao zava-mahagaga,+

      Ianao irery no Andriamanitra.+

  • Salamo 96:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa lehibe i Jehovah,+ ka tena mendrika hoderaina tokoa.

      Mendrika hatahorana kokoa noho ny andriamanitra rehetra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara