Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ Salamo 72:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+ Salamo 77:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+ Daniela 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mamonjy sy manafaka+ izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra+ sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela tamin’ny tanan’ny liona.”
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+
18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+
14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+
27 Mamonjy sy manafaka+ izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra+ sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela tamin’ny tanan’ny liona.”