FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 32:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ianao no nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta mandraka androany. Nanao toy izany koa ianao teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olona,+ mba hampahalaza ny anaranao, toy ny amin’izao andro izao.+

  • Daniela 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Lehibe tokoa ny famantarana nataony, ary tena niavaka ny zava-mahagaga nataony!+ Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay,+ ary ny fitondrany haharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby.+

  • Hebreo 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Efa nanome porofo momba azy io koa Andriamanitra tamin’ny alalan’ny famantarana sy ny fambara ary ny fahagagana+ maro samihafa sady nizara+ fanahy masina araka ny sitrapony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara