Salamo 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Jehovah dia Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Ringana tsy ho amin’ny tany ireo firenena.+ Salamo 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mipetraka eo ambonin’ny safodrano i Jehovah.+Mitoetra ho mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah.+ Salamo 66:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Manjaka amin-kery mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Mandinika an’ireo firenena ny masony.+Ary aoka tsy hanandra-tena ireo be di-doha.+ Sela. Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+ Jeremia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jehovah kosa anefa no tena Andriamanitra.+ Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hihovotrovotra ny tany+ noho ny fahatezerany, ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.+
16 I Jehovah dia Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Ringana tsy ho amin’ny tany ireo firenena.+
10 Mipetraka eo ambonin’ny safodrano i Jehovah.+Mitoetra ho mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah.+
7 Manjaka amin-kery mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Mandinika an’ireo firenena ny masony.+Ary aoka tsy hanandra-tena ireo be di-doha.+ Sela.
2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+
10 I Jehovah kosa anefa no tena Andriamanitra.+ Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hihovotrovotra ny tany+ noho ny fahatezerany, ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.+