Deoteronomia 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Amin’izay dia tsy hanandra-tena ho ambony noho ny rahalahiny+ izy, ary tsy hiala amin’ny didy ka tsy hivily hiankavanana na hiankavia,+ mba ho lava andro eo amin’ny fanjakany+ izy sy ny taranany eo amin’ny Israely. Salamo 75:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy aho tamin’ny adala: “Aza miadaladala intsony”,+Ary tamin’ny ratsy fanahy: “Aza asandratra ny tandrokareo.*+ Isaia 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+
20 Amin’izay dia tsy hanandra-tena ho ambony noho ny rahalahiny+ izy, ary tsy hiala amin’ny didy ka tsy hivily hiankavanana na hiankavia,+ mba ho lava andro eo amin’ny fanjakany+ izy sy ny taranany eo amin’ny Israely.
4 Hoy aho tamin’ny adala: “Aza miadaladala intsony”,+Ary tamin’ny ratsy fanahy: “Aza asandratra ny tandrokareo.*+
29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+