Rota 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy i Boaza: “Amin’ny andro hividiananao ilay saha amin’i Naomy, dia tsy maintsy mividy azy io amin’i Rota Moabita vadin’ny maty koa ianao, mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.”+
5 Ary hoy i Boaza: “Amin’ny andro hividiananao ilay saha amin’i Naomy, dia tsy maintsy mividy azy io amin’i Rota Moabita vadin’ny maty koa ianao, mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.”+