6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+
7 “Mahereza sy matanjaha!+ Aza matahotra+ na mihorohoro+ noho ny amin’ny mpanjakan’i Asyria+ sy ny olona rehetra miaraka aminy,+ fa ny momba antsika dia betsaka noho ny momba azy.