FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+

  • 1 Samoela 14:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpanompony mpitondra fiadiana: “Andao hiampita erỳ amin’ny toby mpitilin’ireo lehilahy tsy mifora+ ireo. Angamba hanampy antsika i Jehovah fa tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy, na maro na vitsy no ampiasainy.”+

  • 2 Samoela 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Raha milaza kosa anefa izy hoe: ‘Tsy sitrako ianao’, dia intỳ aho, fa hekeko izay hataony amiko.”+

  • Salamo 37:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ankino amin’i Jehovah ny lalanao,+

      Ary miantehera aminy,+ dia hanao zavatra izy.+

  • Salamo 44:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Noho ny fanampianao, dia ho vitanay ny hanosika ny fahavalonay.+

      Ary noho ny anaranao dia hanosihosy an’ireo mitsangana hanohitra anay izahay.+

  • Ohabolana 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara