Eksodosy 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Raha misy afo mitatra ka mahazo ny tsilo ary kilan’ny afo+ ny vokatra efa vita amboara na ny vokatra eny an-tsaha na ny saha, dia tsy maintsy manonitra an’izay may ilay nandrehitra ny afo. Mpitsara 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany hankeny an-tanimbolin’ny Filistinina ireo amboadia. Koa nodoran’i Samsona daholo ireo vokatra efa vita amboara, hatramin’ny voly teny an-tsaha sy ny tanimboaloboka ary ny sahan’oliva.+
6 “Raha misy afo mitatra ka mahazo ny tsilo ary kilan’ny afo+ ny vokatra efa vita amboara na ny vokatra eny an-tsaha na ny saha, dia tsy maintsy manonitra an’izay may ilay nandrehitra ny afo.
5 Ary nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany hankeny an-tanimbolin’ny Filistinina ireo amboadia. Koa nodoran’i Samsona daholo ireo vokatra efa vita amboara, hatramin’ny voly teny an-tsaha sy ny tanimboaloboka ary ny sahan’oliva.+