Salamo 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifandainga foana izy ireo,+Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+ Ohabolana 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery. Matio 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+ 2 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 indrindra fa ireo mandeha araka ny filan’ny nofony ka tonga maloto,+ ary manamavo ny manana fahefana.+ Sahisahy sy be di-doha izy ireo ka tsy mangovitra eo anoloan’ireo manana voninahitra, fa manevateva+ kosa.
17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.
4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+
10 indrindra fa ireo mandeha araka ny filan’ny nofony ka tonga maloto,+ ary manamavo ny manana fahefana.+ Sahisahy sy be di-doha izy ireo ka tsy mangovitra eo anoloan’ireo manana voninahitra, fa manevateva+ kosa.