FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny lalan’i Jehovah rehetra dia hatsaram-panahy sy fahamarinana,

      Ho an’izay manaja ny fifanekena+ nataon’Andriamanitra sy manaraka ny fampahatsiahivany.+

  • Salamo 57:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hanampy ahy avy any an-danitra izy ka hamonjy ahy.+

      Hataony misahotaka tokoa izay mitady handrapaka ahy.+ Sela.

      Haniraka ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny fahamarinany Andriamanitra.+

  • Salamo 61:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+

      Tendreo hiaro azy ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+

  • Salamo 85:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa mihaona ny hatsaram-panahy sy ny fahitsiana,+

      Ary mifanoroka ny fahamarinana sy ny fiadanana.+

  • Salamo 89:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao,+

      Ary mankeo anatrehanao ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara