37 Fa amin’ny andro hialanao ao sy hiampitanao ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona,+ dia aoka ho fantatrao marimarina fa ho faty tokoa ianao.+ Ary ianao ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanao.”*+
18Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+